Dikan'ny teny : fitsamontsamonana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsamontsamona) a.: Fanapoapoahana na fampitsefotseforana ny molotra rehefa mihinana :Mi-tory tsy fahalalam-pomba ny fitsamontsamonana eo ampihinanana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel