Dikan'ny teny : fitsangantsanganana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsangana) a.: Fandehandehanana ats? sy ary an-tongotra na anaty fiara mba haka rivotra na hiala voly. Toerana faleha mitsangantsangana: Misy fitsangantsanganana mahafinaritra eny Ambodiatafana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel