Dikan'ny teny : fitsantsanana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsantsana) a.: Fanenoana mikarantsana:Ny fitsantsanan'ny kipantsona.l Famailaham-bava izay sady mikarantsana no mampiseho hasiahana koa: Tsy fitsantsanam-bavan'izay vehivavy re izan y! Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel