Dikan'ny teny : fitsaohana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsaoka) a.: Fiondrehan'ny loha sy fanantazan-tanana ho maxi-panaiana lehibe: Vao tonga izy dia mari-pitsaohan no nataony teo anoloan'ny Fiiohan'ny Nosy. ? Fanehoam-panajana fanao amin'Andriamanitra tokana ihany ho fankatoavana ny maha-Mpahary azy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel