Dikan'ny teny : fitsapahana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsopaka) a.: Fidirana ao amin'ny zavatra iray tsy misy manohina: TsY nampoiziny akory ity fitsapahany tao anaty vahoaka. 1 Fidirana, filentehana: Tsy hita mihitsy ny fitsapahan'it9 zohy id ao anaty tendrombohitra. 1 Fianjerana: Ny fitsapahan'ny omby tao anaty fotaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel