Dikan'ny teny : fitsaraingona

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsaraingona) a.: Fomba entina mitsaraingona, izany hoe misalovana na misosoka eo anoloan'olona na manapaka tenin'olona ka miteny raha mbola miteny izy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel