Dikan'ny teny : fitsarapahana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsarapaka) a.: Fianjerana na fibolisàrana tampoka tsy nampoizina ao anaty lavaka na rano na fandrika: Tapaka ny tongony tamin'ny fitsarapahany tao anaty lavaka ilay izy nody alina indray mandeha m'y niandry faty, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel