Dikan'ny teny : fitsatohana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsatoka) a.: Fidirana sady filentehana ao anaty zavatra: Ny fitsatohan'ny antsy eo amin'ny tendan'ny omby. ~ Filentehana miraikitra tsy afa-mihetsika: Ny tsy fitsatohan'it? andry it9 tsara no mampihozongozona azy. ~ Fijoroana tsy mihetsika na fijaridinana, fijanonana ela miandry: Sorena aoka izany aho tom in'ny fitsatohako teo amoron-dalano adiny iray maninjitra niandry anao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel