Dikan'ny teny : fitselehana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tselika) a.: Fandehanana haingana, fanaovanjavatra haingana: Ny fitselehany no itiavako io irakiraka io. ~ Fangalarana amimpahakingana: Tsy lefitro ny fitselehana ny bokiko toy izany, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel