Dikan'ny teny : fitsentsefana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsentsitra) a.: Fitrohana ranon-javatra amin'ny vava, fitrohana ny ao anaty zavatra: Ny fitsentsefan'ny renitantely ny mamin'ny voninkazo no anoovany ny maminy. 1 H.o,: Fihinanana ny soa: Ny fitsentsefan'ny mpanjana-tany ny zanatany no ifikirany mafy aminy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel