Dikan'ny teny : fitsentsitra

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsentsitra) a.: Fomba entina mitsentsitra, izany hoe mitroka ranon-javatra amin'ny vava. ~ p.t.: Azo tsentsefina: Vatomamy fitsentsitra itony fa tsy fitelina avy hatrany akory. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel