Dikan'ny teny : fitsetsahana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsetsaka) a.: Firehetana haingana: Tsy mahagaga raha trano tafo bozaka dimy no may tao anatin'ny adiny iray noho ny fitsetsahan'ny afo. 1 H.o,: Famaliana haingana:Tsy fitsetsahambauan'olona iahy iny Ramatoa iny! Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel