Dikan'ny teny : fitsiatsia

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsiatsia) a.: Fomba fakana rivotra na fialana voly amin'ny hatsiatsiaka. ? Fihatsaratsaran'ny marary, fanaretana: Amin'izao fitsiatsian' ny marary izao, dia azo atao tsara ny mamangy matetika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel