Dikan'ny teny : fitsidihana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsidika)a.: Famangiana miserana fotsiny: Fitsidihana ihany no ataonay fa mbola be ny adidy tsy maintsy haleha. 1 Fisehoana kely na fijerena eo am-baravarankely: Fitsidihako teo am-baravarankely no nahitako azy ter? amoron-dalana toa miandry olona. 1 Fanombohan' ny andro na ny fizaran-taona iray: Voalohandohan'ny septambra indrindra tamin' izay, fitsidihan'ny lohataona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel