Dikan'ny teny : fitsidradrana

Hampiditra dikany vaovao
1 na Fitsidradrahana na Fitsidradraka (tsidradra, tsidradraka) a.: Fiaingana ho avo, fitsanganan'ny volo, tanana, tongotra misandrahaka: Oadray izany fitsidradraky ny uolon'ity zazalahy ity! Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel