Dikan'ny teny : fitsihana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsika) a,: Fivoahan' ny rano tsikelikely avy aminjavatra iray: Ny fitsihan'ny rano avy amin'ity vatolam-PY ity no mahatonga ny tranonareo ho mando lava. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel