Dikan'ny teny : fitsikarakara

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsikarakara) a,: Toetran'ny zavatra mitsikarakara na makarakara, izany hoe mahalana ny rafiny na ny tenony na ny rariny ka hita ny ao anatiny: Tsy tiako ity lamba ity noho ny fitsikarakarany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel