Dikan'ny teny : fitsikiloana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsikilo) a.: Fanaovana ara-maso sy fihainohainoana izay rehetra ataon'ny olona iray, nefa tsy hitany; fitarafana, fizahana taratra: Raharaha sarotra ny fitsikiloana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel