Dikan'ny teny : fitsikoinkoinana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsikoinkoina) a.: Fimoimoizana, fitaraindrainana, fikoinkoinana: Tonga hatrany an-tampony ny fitsikoinkoinan'ny mpianatra kilasimandry ratsy sakafo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel