Dikan'ny teny : fitsilailaizana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsilailay) a: Fandriana mivadibadika; fitsimbadibadihana; fitsinkasinkasinana: Mahafinaritra ny ankizy ny fitsilailaizana eny ambony ahitra. 1 Fitaredretrana, fitsiredaredana: Ny fitsilailaizana fomban'ny kamo, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel