Dikan'ny teny : fitsilanesana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsilany) a.: Fandriana ka ny lamosina no a-tao ambany, izany hoe ny maso miandrandra ambony: Ny filanesana no fomba fandriana ahazoana aina tsara indrindra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel