Dikan'ny teny : fitsimbadihana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsimbadika) a.: Fikodiadiavana, fihodinkodinana: Tsy hita holazaina ny fitsimbadibadihan'Ikoto teo am-pandriana nandritra ny alina fa naharary azy, hono, ny nifiny, 1 Fihohofana: Ny fitsimbadihan'ny lakana no nahafaty azy. 1 Fivadihana, fiovana tanteraka: Tsy aisy nanampo ny fitsimbadihan'ny heviny toy izao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel