Dikan'ny teny : fitsimbadika

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsimbadika) a.: Toetran'ny zavatra mitsimbadika, izany hoe mikodia, na mihohoka, na mivadika, miova tanteraka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel