Dikan'ny teny : fitsimbinana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsimbina) a.: Fi tandremana, fikarakarana tsara, fiahiana: Ny fitsimbinana ny kamboty. 1 Fanaovana izay tsy hahasimba na hahakely, fitandrovana: Ho fitsimbinana ny voninahitrao no nanaovako izao. •Fanampiana, fanasoavana, na fiantrana: Ataovy ity ho fitsimbinana ny mahantra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel