Dikan'ny teny : fitsimpona

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsimpona) a.: Fomba entina mitsimpona, izany hoe maka tsirairay fa tsy manao fao-be: Atoroy azy ange, ry Ikoto, ny fitsimpona akotry a. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel