Dikan'ny teny : fitsimponana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsimpona) a.: Fakana tsirairay: Nahoana no dia ela toy izao ny fitsimponanao ny vato amin'ny vary? / Fifantenana, izay mahatonga haka tsirairay, fa tsy manao fao-be amin'izao: Mafy dia mafy ny fitsimponana ny mpianatra halefa hanohy fianarana any ampita. ? Fanararaotana ny vava latsaka na ny teny diso sendra lasa, mba hamelezana: Tandremo tsara ny fitenenana fa mahay Rangahy to amin'ny fitsimponana ny tenin'ny sasany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel