Dikan'ny teny : fitsindrantsindrana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsindrantsindrana) a.: Fomba na toetran'ny olona mitsindrantsindrana, izany hoe mipelipelika tsy mahapetraka fa mankatsy mankeroa noho ny tsy fahamaotinana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel