Dikan'ny teny : fitsindrohana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsindroka) a.: Fitsaingohan'ny vavam-borona voan-javatra amin'ny tany: Ny fitsindrohan'ny vorona ny voa amin'ny tany no ivelomany- ~ Fandraisana zava-pihinana latsaka amin'ny tany: Nifaninana tamin'ny fitsindrohana ny voankazo latsaka tamin'ny tany ny ankizy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel