Dikan'ny teny : fitsingatotra

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsingatotra) a.: Toetran'ny zavatra na olona mitsingatotra, izany hoe potraka ka miainga ny ilany vao mianjera na lavo mitsingadina mankany an-damosina ny fidabony. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel