Dikan'ny teny : fitsinginana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsingina) a.: Fandraisana (zavatra) amin'ny loha rantsana: Nahasosotra ahy ny fitsinginany ilay taratasy nomeko azy, ohatra ny dia zavatra maloto • Fakana izay voafihina amin'ny loha rantsana, izany hoe zavatra pitiny kely. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel