Dikan'ny teny : fitsinjovana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsinjo) a.: Fitazanana lavitra, fitazanana avy ambony: Avy eny an-tampon'Ankaratra no fitsinjouana tsara indrindra an'Antananarivo. ? Fitandremana, fiambenana: Nankinina tamin' Ikoto ny fitsinjovana ny vorona sao lasa, ? Fikarakarana lavitra:Adidinao ny fitsinjovana ny zandrinao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel