Dikan'ny teny : fitsipika

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsipika) a.: Fitaovana enti-manipika: Fitsipika hazo no novidiko ho an-fanako. 1 Lalàna, didy, tsy maintsy arahina: Toy izao ny fitsipi-pifehezana eto amin'it9 sekoly it1'. 1 Filàmatra, ohatra: Azo atao fitsipika harahina mihitsy ny fitondran-tenany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel