Dikan'ny teny : fitsirihana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsirika) a.: Fizahana mba hijery: Misnotra amin'ny fitsirihanareo anay aty an-trano. ~ Fandalovana mijery: Amin'ny 9 maraina ny fitsirihan'ny dokotera ny marary isan'andro. 1 Fanarangaranana: Tsy azonay ekena ny fitsirihan'ny zanakareo anay rehefa misakafo . Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel