Dikan'ny teny : fitsitsiana

Hampiditra dikany vaovao
1 ( tsitsy) a.: Tsy fandaniana foana, fandalàna: Androm-pitsitsiana izao. ? Tsy famizanana foana, tsy fanaovana mosalahy: Tsy azo omen-tsiny izy fa fitsitsiana aina no nataony. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel