Dikan'ny teny : fitsoahana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsoaka) a. :Fialanjavatra amin'izay nisy azy: Tsy dia henoko naharary loatra ny fitsoahan'ilay nifiko. * Fandosirana: Tsy nisy nahita, hono, ny fitsoahan'ireo gadra uahiny roa lahy. ? Fivadihana ny teny nomena: Tsy mety izao fitsoahana amin'ny teny natao izao; izany no ilay nolazain'ny Ntaolo hoe fitsoahana orim-bato, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel