Dikan'ny teny : fitsofan-drano

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsoka-rano) a.: Firariana, fanirian-tsoa: Ny fitsofan-dranon'i dada sy neny no naha-toy izao ahy. ? Fanamasinana: Nanatrika ny fitsofan-dranon'ny fanambadianay i nenibe. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel