Dikan'ny teny : fitsofohana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsofoka) a.: Fidirana ao anaty zavatra ka etiety ny fidirana ao: Ny fitsofohana ao anaty zohy. / Ny fitsofohan'ny tongotra ao anaty kiraro. ? Fisisihana: Ny fitsofohany tao anatin'ny vahoaka no tsy nahitana azy. ? Fiditridirana amin'ny zavatra mikasika ny sasany, fitsabahana: Tsy rariny izao fitsofohanao amin'ny raharahan-tokantranonay izao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel