Dikan'ny teny : fitsofotra

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsofotra) a,: Toetran'ny zavatra mitsofotra, izany hoe milentika (masoandro, andro, volana...): Niasa foana izy ambara-pitsofotry ny andro. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel