Dikan'ny teny : fitsohana

Hampiditra dikany vaovao
1 na Fitsofana (fitsoka) mt. ih. (fitsohy): Asiana, torahana, velezina: Nofitsohany tehamaina ny zanako ka tsy manaiky aho. / Nofitsohako vato ilay uorondolo ka maty ter?. ? Angalarina: Nofitsohan'ilay karilahy ny akohoko dimy. ? Vitaina tsara, fatratra: Faly aho fa nofitsohany iiay asa nampanaouiko azy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel