2 a.: Famelezana amin' ny rantsan-kazo madinika, amin'ny teny maharary; fandaniana; fivarotana; fangalarana; fanaovana asa na zavatra vita tsara. 4 t.if.: Fitsohana na fitsofana, afitsoka, voafitsoka, nofinitsoka / mamitsoka,famitsoka, mpamitsoka / amitsohana, famitsohana 1 mafitsoka / mahafitsoka.
Ahitsio