Dikan'ny teny : fitsontsorika

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsontsorika) a.: Toetran'ny olona na zavatra mitsontsorika, izany hoe mandroso midina, mandry na mianjera ka ny loba no ambany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel