Dikan'ny teny : fitsopitsopiana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsopitsopy)a.: Fahalefadefahan'ny hazavana: Arakaraka ny fanatonan' ny maraina no anamarihana ny fitsopitsopian'ny kintana Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel