Dikan'ny teny : fitsorana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsotra) a.: Fandriana miampatra tsy mivonkina: Ny fitsoran'ilay bibilava teo afovoan'ny arabe. ? Fitenenana milaza ny marina tsy misy afinafenina; Ny fitsorana matetika dia mety hahamaivana ny sazy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel