Dikan'ny teny : fitsoriaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsoriaka) a.: Toetran'ny olona na zavatra mitsoriaka, izany hoe miriotra, mandositra manao tsoa-pe. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel