Dikan'ny teny : fivahiniana

Hampiditra dikany vaovao
1 (vahiny) a.:Fandehanana any an-tany lavitra, ans' an-trano na tanin'olona ka mandalo ihany fa mbola hiverina any an-tanin'ny te-na: Nanao ahoana ny fivahinianao tany Beizika? / Fivahiniana ihany ny fiainana eto an-tany, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel