Dikan'ny teny : fivakavaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (uakauaka) a.: Toetran'ny olona mivakavaka, ]zany hoe miakanakana, miambatrambatra: Tsy fantatra na fatahorany na toetrany mihitsy no mahatonga ny fivakavakany, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel