Dikan'ny teny : fivantanana

Hampiditra dikany vaovao
1 (vantana) a.: Fandehanana manitsy avy hatrany: Nahazendana ahy ny fivantanan'ilay olona nankeo amiko, nefa tsy fantany velively aho. ~ Fandehanana tsy misy mitana: Ny fivantanan'ilay fiarakodia teo amin' ny fidinana no nahabe ny maty. 1 Fitenenana tsy misy fitsimbintsimbinana: Tsy azoazoko ny fivantonan'ny tenin-dRangahy iny. [t Toerana faleha avy hatrany: Ity' no trano fivantananay rehefa miakatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel