Dikan'ny teny : fivarerahana

Hampiditra dikany vaovao
1 (vareraka) a.: Fiborotsahan'ny akanjo mirefarefa: Oadray ity fivorerahan'ny akanjon'Ikoto! • Fiboretahana kivy sy ketraka tsy mampiseho herin-tsaina: Akory ny fivarerahan-dRasoa nandre ny tsy fahafahan' ny zanany fanadinana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel