Dikan'ny teny : fivarizohana

Hampiditra dikany vaovao
1 (varizoka) a.:Fitariavana, fitsaontsaonambava tsisy farany: Tsy aritro ny fivarizohany teo ka aleoko nandeha. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel