Dikan'ny teny : fivarorahana

Hampiditra dikany vaovao
1 (uaroraka) a,: Fiketrahana, fiborahana sy fivvpana, figedragedrana: Nihomehezan'ny ankizy ny fiuarorahan'ny pataloany, ~ H.o,: Fahakiviana, fahaverazan-kevitra: Tsy hay lozaina ny fivarorahan-dRakoto raha nandre io vaovao ratsy io. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel